4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Indrana veloma - André Titys

  

  Raha sendra ianao ka mandalo any ho any

  Mba ento (2) izao hafatro izao

  Ny tenako izay mbola voatana eto ihany

  Voatery (2) mba hindrana anao



            Dia veloma, veloma hono hoe re antsoiny

            Ireo hafatra tsy ho hadinoiny

            Raha mbola mitempo ny fony

            Dia veloma, veloma hono hoe ka masina

            Veloma ary aza variana

            fa mbola hiaona any aoriana



  Raha toa hono hoe ka manina loatra

  Fa saraka (2) ela hatrizay

  Nefa indrisy fa tsy afa-manohatra

  Dia hira (2) kaloina ho anay

Partager indrana veloma

Commenter indrana veloma

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe André Titys